Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.

Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

jeudi 2 mai 2013

Filoham-pirenenanay hono!!

Tamin'ny 28 mai lasa teo dia 48 ireo candidats hilatsaka ho filoham-pirenena tetsy amin'ny CES. De gaga enao fa te ho filoham-pirenena mafy izy ireo. Araka ny tombatomana dia mahatratra 1m 20 ny halavan'ny bulletin unique raha izo no mitohy, boky kely mihintsy rehefa haforitra.
Misahotaka ny vahoaka, inona ity? Fa toa mbola nilatsaka koa i DEBA Didiée ratsiraka? Kilalao ve ity sa inona?

 I Marc ravalomanana sy Andry Rajoelina moa tsy mba nilatsaka.
 Fampihavanana teny amin'ny CCI ivato.
 Nilaza i DEBA fa hilatsaka izy.





                                                                                                                                                                           
Pasteur Mailhol miandry ny fahatanterahan'ny faminaniany fa hitondra fanjakana amin'ity taona 2013 ity. Tsy nilatsaka ho fidiana ny lehilahy.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire