TRATRY NY TAONA 2013 E !!!
IIIIII Tratry ny taona daholo ny ekipa
IIIIIIIIIIII taona vaovao tsy lany amamina
IIIIIII IIIII faly dia faly, ravoravo sy ny sisa
IIIIIIII IIIII tarehy miramirana feno fitsikina
IIIIII IIIII Anio no teraka ny fifalina
IIIII fa tojo indray ilay taona nirina
IIIII tranga iray no anto-pisina
IIIII de hiandrandràna hatrany ny faminanina
IIIII Arahaba tsy maty fo aman'aina
IIIII fa velona soa sy tra-pamonjena
IIIII ho tojo ny tina hahafaly ny saina
IIIII hahazo fitahina maro sesehena
IIIII hafatra kely ho an'ireo izay tia
IIIII mba tanisao ireo soa mahafaly
IIIII mahereza hatrany mihorena satria
IIIIII IIIII IIIII IIIII IIII IIIII tiako daholo nareo mianakavy
"Ary hamirapiratra lavitra noho ny mitataovovonana ny andronao;
Na dia sendra manjombona aza, dia ho tonga tahaka ny maraina."
MIARIMANANTSOA Didi Mickael