Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.

Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

Club Isika Tanora

Club isika tanora dia ivondronan'ireo tanora Apokalypsy  TIA MANDRAY ANDRAIKITRA

         Tena manana tanora vonona handray andraikitra ny fiangonana Apokalypsy, vonona ny hanasoa ny firenena ihany koa. Tsy tambazana vola a? Na koa hoe mitady tombotsoa, fa matahotra an'ANDRIAMANITRA ka manana fo mitempo ho an'ity tanin-drazatsika ity.