Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.
Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

vendredi 19 août 2016
AMBILA LEMAITSO 2010
Ito ny vidéo fahatsiarovana ny Sortie Ambila Lemaitso nalehan'ny tanora Rantsana Mpandalina Foibe Itaosy.
Faly tokoa ny akizy tamin'io ka ametrahako souvenir eto.
Tamin'io koa mantsy ny nazahoako ny tola-tehezako.
Ireto misy lien sur YOUTUBE AMBILA LEMAITSO 2010 :
- https://www.youtube.com/watch?v=zCOxyv3jwdY&feature=youtu.be
- https://www.youtube.com/watch?v=O2fZMJX8qR4&feature=youtu.be
Mirary soa atsika jiaby e!

Napetrak'i Didi à l'adresse
03:16

Inscription à :
Articles (Atom)