Iray volana lasa izay no nanapak'evitra ireo mpikarakara fa ho tanterahina indray ny MIDER'AZY VITA BACC @ty taona 2012 ity. Olona 10 no mandrafitra iroe mpikarakara ireo ary marobe koa ireo mpiramiasa, tapaka tamin'izany fa eny @ DOME RTA no atao ny hetsika. Enjana ny fandaminana fa antomotra loatra ny fotoana ka noejikenjeanabe ny rahaha rehetra. @zao fotoana izao dia herin'andro mahery kely sisa dia higadona ilay fotoana 02 SEPTEMBRE 2012 . Mivory matetika ireo mpikarakara ho fandaminana. Faly izy ireo satria mandeha tsara aloha ny raharaha atreto.
Tsy ilaozan'ny olana moa ireny fikarakarana ireny ka mba anisan'izany koa ireto mpikarakara , ho andry zareo dia ny vola no tena olana,satria koa moa krizy ny andro. Na izany az tsy kivy zareo fa manankina hatrany ny fanomanana @Andriamanitra. Rehefa mifarana moa ny fivorina de tsy mba hadino mihintsy ny manambatra ny tanana ka manao hoe "1200" sady ampiakarina daholo ny tanana. 1200 dia isan'ny olona ho tonga @io fotoana io, io izany no tanjona.
Teny kely: Mahereza ry mpikarakara fa tsy ho foana tsy akory ny fikelezanareo aina. Mazôto tokoa ianareo sady manao @fo de ho itanareo ny ho valin'izany, fa Andriamanitra tsy mba tsy marina!