Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.

Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

mercredi 27 février 2013

PENSéE POSITIVE

Comment obtenir ce que vous voulez être?

-Parfois, quand les gens demande ce qu'ils veulent, combien de fois, ils vont rependre ce qu'ils ne veulent pas?
              Ex: -Je veux être riche
                    -Je ne veux pas être pauvre
                    -Je ne veux pas la maison bas quartier
                    -Je ne veux pas être malade
                    -Je ne veux pas manger n'importe quoi

-Pour réussir vous devez vous avoir la pensée positive,
en refusant de vouloir quelque chose, vous vous concentrez sur cette même chose et vous l’attirez dans votre vie.

-Vous obtenez ce à quoi vous pensez le plus. vous pensez que vous ne voulez être quelque soit-il, c'est à dire vous pensez de plus à ce sujet, alors votre inconscient  comprend que c'est cela que vous voulez!

-C'est pourquoi tant des gens sont malheureux, ils ont dans l'esprit ce qu'ils ne veulent pas ou ce qu'ils ne veulent plus dans leur vie et c'est ce qu'ils obtiennent.

-Il faut classer et dater les buts, faites comme si tout était possible. Marquez ce que vous aimeriez dans la vie mais pas ce que vous détesterez.
En fixant une date, vous vous programmez pour réussir à cette date.

-L'important ce n'est pas de savoir comment le faire mais de vouloir le faire.

DèS MAINTENANT, JEU VEUX QUE NOUS FAISONS LE PREMIER PAS.


Didi MIARIMANANTSOA


ANTONY - VOKANY - VAHA-OLANA amin'ny FAHATARANA

ANTONY:
ilay teny hoe: "MBOLA TSY TARA E". matetika ny olona (Malagasy) no tsy maika rehefa fantany fa mbola malalaka ny fotoana ihomanany ka ny fiomanana ara-batana sy fitafy no ataony be dia be. Variana eo amin'ny fiomanana ara-batana
ka lasa hoe "MALAKILAKY FA EFA HO TARA" ka mikoropaka ka ny hiafarany dia tara tokoa.

VOKANY:
rehefa tsy tonga amin'ny ora éxacte dia tsimaintsy tara izany. Ny fahataranao indray mandeha anefa dia ampy ilazan'ny olona anao ho tsy maripotoana mihintsy sy tsy azo atokisana ary tsy matotra.
Manaratsy ny ho avinao ny fahatarana. Manova ny lamina efa vita ihany koa izy, ary tena mahatonga fanenenana mihintsy indraindray.

VAHA-OLANA:
Araraoty ny ora anananao. Aza mandany andro amin'ny fikakarakarana vatana loatra! ataovy malaky izany dia ho itanao fa ho tonga maripotoana sy ho tsara laza amin'ny mpiara-miasa sy ny mpiara-mianatra aminao ianao!
Hevero ho manan-danja foana ny fotoana ho vonjenao rehetra fa aza misy atao ambanin-javatra, indrindra ny fotoana amin'ny namanao na olona tsy akaiky aminao.

Didi MIARIMANANTSOA