Telo volana sy tapany izao dia ho avy ny andro malazanay roa kely. 13 octobre 2013. Hatreto (19-07-13) dia efa fitopolo isanjaton'ireo fikarakarana no efa vonona. Mahafinaritra ny fikarakarana, mila saina tony sy tsy mikoropaka. Mila fiomanana mialoha ihany koa mba tsy ho azon'ny tampoka amin'ny tena fotoana.
Mba hento am-bavaka e!
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire