Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.

Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

mardi 1 décembre 2015

2015

Anio indray vao hanoratra eto, nefa efa ho tapitra ity ny taona.

Efa aty am TERRA groupe idray zao no miasa. COMPTABLA et CAISSIER no asako. mahafinaritra izany satria hahazoana expérience be ilay izy. Manantena aho fa ho lasa COMPTABLE Confirmé rehefa hanoratra eto indray.

Tsy mora ry namako ny fiainana fa na izany aza akinina amin'I Tompo ny andro rehetra dia mery foana io!

Anisan'ny taona mafy ho anay mivady ity taona ity saingy anisan'ny taona niovan'ny fiainanay koa.
2015 no niakatra ny karamako, nifindra trano tany ivato, niala niasa tao amin'ny Blue Sitraka ka nanao Coiffure, ary hiovany indray mandrapatapitr'ity taona ity satria nitady asa indray izy.
Résultat de recherche d'images pour "soleil"


Mino aho fa hiposaka ny maraina ary tsy hilentika intsony.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire