Niditra nianatra anio Zoma 16 Septembre 2016 i Mendrika. Niala tao an-trano, tamin'ny 07h40, zah sy Sitraka ary Nanie nanatitra azy tany amin'ny CRESCENDO Antanetibe Ivato. Vao tonga teo ambaravaran'ny fianarana izy dia tonga dia niditra kanefa tsy nisy nitondra akory, tsy mba nitomany izy na dia betsaka aza ireo akizy nitomany. Tena hendry izy hoy ny mpampianatra.
TSO-DRANON'i DADA SY NENY :
Ho MAHAY indrindra anie ianao ry Mendrika, ho tafita sy ho lasa lavitra eo amin'ny fianarana. Ho reharehan'i Dada sy Neny sy ireo fianakaviana. Ataonany izay hahatafita anao, de hendry tsara izany zanako izany.
Tianay ianao ry Mendrika.......
Aucun commentaire:
Enregistrer un commentaire