Nahazo zaza lahy izahy sy Sitraka ny 07 Mai 2018.
MIARIMANANTSOA Tsara Miaro no anarany.
Izy ilay handimby ny anarako, hafaliana tsy misy toy izany ny anay.
Tsy vitan'izany fa dia nahazo fiara koa izahay taloa kely ny nahaterahan'i Miaro. Vao manika moa nitombo ny hafaliana. Peugeot 309 ilay izy. Ary dia raikitra ny fety sy lanonana kely.
Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.
Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

jeudi 2 août 2018
DIDI SY NY TOE-TSINY
Manana toe-tsaina matanjaka aho entiko miaina eo @ fiainako aho.
Nofidiako manokana izany ary nianarako tsikelikely.
Anisan'ny nanome "inspiration" betsaka ho ahy ny nahitako ny vidéos-ny DAVID LAROCHE.
Nahafinaritra ahy ny zavatra entiny sy ny toe-tsainy. Ary tiako koa ireo fiteniny sy ireo fomba fijeriny.
Indro ary ny lien mety ahitanao izany raha mahaliana anao:
Tsindrio eto: DAVID LAROCHE

Napetrak'i Didi à l'adresse
00:43

Inscription à :
Articles (Atom)