Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.

Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

jeudi 2 août 2018

DIDI SY NY TOE-TSINY

Manana toe-tsaina matanjaka aho entiko miaina eo @ fiainako aho.
Nofidiako manokana izany ary nianarako tsikelikely.

Anisan'ny nanome "inspiration" betsaka ho ahy ny nahitako ny vidéos-ny DAVID LAROCHE.
Nahafinaritra ahy ny zavatra entiny sy ny toe-tsainy. Ary tiako koa ireo fiteniny sy ireo fomba fijeriny.

Indro ary ny lien mety ahitanao izany raha mahaliana anao:

Tsindrio eto: DAVID LAROCHE

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire