Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.

Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

lundi 8 avril 2013

Vita ny dingana voalohany!

Ela ny ela fa vita ny fisehoana ara-panambadiana nataoko, tamin'ny 03 Mars 2013 (03/03/13) tany amin'i Sitraka tiako sy tsy foiko. Faly zahay roa kanefa mbola miandry indray ny dingana manaraka fa tsy vitan'ny fisehoana fotsiny mantsy ity raharaha ity! Tsy ho ela dia hivady izahay! Amin'ny 13 octobre 2013 (13/10/13) no vinavina hanaovana ny mariage! Mamy ny Fitiavana.

Tompo o? Tantanonao ny dianay!

Didi & Sitraka

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire