Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.

Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.

mardi 7 mai 2013

Mpanao Pô litika ô ô

Ndrekaky ô! tena surprise be tamin'ny vahoaka malagasy iny raha iny. Ny 15 janvier 2013 i Andry Rajoelina no nilaza fa tsy hilatsaka ho filoham-pirenena kanefa ny 03 May 2013 lasa teo izy no voasoratra tao anaty lisitry candidats ho filoham-pirenena, izany hoe nilatsaka indray izany i zandry kely.
Politika daholo izany, fa maloto. Tokony mametra-pialana izy amin'ny 24 mai izao ka ho hita eo indray ny tohiny.

Aucun commentaire:

Enregistrer un commentaire