Je vous donne quelque conseils à suivre pour devenir riche: ( te hanana ny apy ve ianao? Araho ireto toro-hevitra vitsivitsy ireto)
1- Il faut avoir des rêves pour les réaliser. Tout les grands succès commencent par un rêve, une vision de futur (Manaova tsinjo lavitra, tsara ny manonofy mba hanantanterahana azy, ny fahombiazana lehibe dia miatomboka amin'ny nofinofy sy ny fiheritreretana ny ho avy )
2- Ne dépensez pas plus que vous gangne (Aza mandany mihoatry ny vola azonao)
3- Minimisez vous votre dépense (Atovy izay Hahakely ny vola laninao )
4- N'empruntez jamais pour acheter un bien dont la valeur se déprecie (Aza mihindram-bola mba hividianana zavatra tsy dia ilaina akory na mora lanilany foana)
5- Augmentez et multipliez tout votre sources de revenus (Ampitomboy araka izay tratra ny fidiram-bolanao)
6- N'envisagez jamais l'échec ( Aza mba misaintsina tsy fahombiazana izany)
7- Ne laissez jamais Jésus Loin de vous ( Aza manalavitra an'i JESOSY )
De: Didi Mickël MIARIMANANTSOA