Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.
Ho anao izay mijery ity Blog ity : Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.
mercredi 10 octobre 2012
Forum isika tanora
Efa misy indray ny FORUM ISIKA TANORA, natao ho fifandraisana sy ho fifanakalozan-kevitra. Aza adino koa fa misy ny BLOG ISIKA TANORA.
Mifandraisa amin'ny namanao ary mifanakaloza hevitra! Toroy ireo soa azonao ny namanao amin'ny alalan'ireo forum sy blog ireo!