Didi Mickaël, club isika tanora, Apokalypsy,pasteur mailhol, blog 2012, rantsana Mpandalina.
Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.
Ho anao izay mijery ity Blog ity :
Ato no misy ny diariko, ny tora-po, ny nahafinaritra, ny nahaliana ary ny fotoana nanamarika ny fiainako. Mazotoa mamaky ka "Ny mamy atelomy fa ny mangidy aloavy". Misaotra anao.
vendredi 5 octobre 2012
Tena marina izany
Tena marina fa azo atao fanampin'ny solika ny rano.Azo atao ihany ny mampifangaro ny rano sy ny solika mba atao solona solika fa mbola sarotra kokoa, fa ny tena mora sy takatry ny saina ary vitan'ny rehetra ny mamorona azy dia ny : WET CEL na GENERATEUR HHO .
Tsotra sady mahomby no manatsara ny motera ary mampitombo ny tanjany koa io wet cell io.
Napetrak'i Didi à l'adresse
06:23

Inscription à :
Publier les commentaires (Atom)
merci !!! amin'ny 4 sy 11 novembre misy formation HHO, andiany faha 3 io, 125 000fmg no saran'ny fiofanana!
RépondreSupprimerMazotoa manohy ny fikarohana ry zareo a? Hanasoavana ny rehetra io an?
RépondreSupprimer